permalien 1/ ma vie

Rédigé le Jeu 06 Déc, 2007 16:54:07 Ajouter un commentaire

             

 Avy @ fianakaviana tsy dia manaona lotra anay, tsy dia hoe sahirana lotra,fa  mba samy mitady e!erahana mahita fa sarotra ny fiainana ka samy mba manao izay mety mba ahatsaratsara ny azy!mila vola fona sika!!!vola fona 

Big jim Dah feat Kerozen-menimeny

 

 

 

                  Ray amandreniko azo atao hoe olona tsy de aiko lotra dikany @ teny gasy fa ataotsika hoe classe moyenne za mo tsy mipetraka @ ray amandreniko fa lazain'zareo hoe tsy concentré @ fenarana mintsy hono za tany Madagascar fa mikarenjy miaraka Joba sy Bandy akama fona! oatrany marina ihani le izi satria tsy dia miresaka @ olona lotra za aty ka mifantoka be be kokoa! 



Rajouter un Feedback

  • Nom:
  • Email:
  • Code Anti-Robot:
  • Feedback: